|
|
|
|

Teny iditra1  akoran-javatra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina
4  [1.13] akora ahodina ho tonga zava-hita
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] matières premières
Voambolana  6  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Singan-teny  7  akora, zavatra
Tovy hevitra  8  akoram-bokatra, akoran-draha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10