Teny iditra akoran-javatra (akora, zavatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [Rajemisa 1985]
 akora ahodina ho tonga zava-hita [SLP 1986]
Famaritana frantsay matières premières [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra akoram-bokatra ~ akoran-draha

2009/12/09