|
|
|
|

Teny iditra1  akoran-javatra
Singan-teny  2  akora, zavatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [1.1]
5  akora ahodina ho tonga zava-hita [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  matières premières [1.13]
Voambolana  7  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12