|
|
|
|

Teny iditra1  akoretika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  koretika
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Atao mikoretika tsy milamina, mitsiporetika; akorontana, asafotofoto: Nakoretin' ny ankizy ny fitafiana tao am-bata ka nifangaro be ihany

Fivaditsoratra  9  akaretoky, akoretika, iraketako, raiketako

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29