Teny iditra | 1 koretika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zava-mikorontana, misavorovoro; sary aman-tsoratra mifotetaka, rangodrango-tsaka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] pêle-mêle, griffonage, barbouillage, désordre |
Fototeny | 5 retika |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 11 akoretik, koretika, raketiko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |