|
|
|
|

Teny iditra1  akorontana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao mikorontana, asafotofoto atao ambony ambany: Nakorontan' ny sasany ny entanay rehetra tao an-trano
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be pushed about in disorder; to be messed up
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on met en désordre, qu'on bouleverse
Fototeny  6  korontana
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny akorontana io

Fivaditsoratra  12  akorontana, anakotrano, anatronako, nakotranao, nanoratako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21