Teny iditra | korontana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavajavatra tsy milamina ao an-tokantrano: Aiza no ahitana ny fanosehanao ato amin' itỳ korontana ato an-trano? Tabataba sy adiady mifanjevo: Misy korontana lava ao amin' io tany io. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Disorder [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Désordre, confusion [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | korontana, kotroñana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |