|
|
|
|

Teny iditra1  akorontana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  korontana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Atao mikorontana, asafotofoto atao ambony ambany: Nakorontan' ny sasany ny entanay rehetra tao an-trano
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to be pushed about in disorder; to be messed up
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] qu'on met en désordre, qu'on bouleverse
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny akorontana io

Fivaditsoratra  12  akorontana, anakotrano, anatronako, nakotranao, nanoratako

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29