Teny iditra akosina (kosina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Avala hihosina amin' ny loto, asaina miaraka amin' ny olona tsy mitovy saranga [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akosina, akosiko, akosinao, akosiny, akosintsika, akosinay, akosinareo, akosin', akosin-, akosim-, akosi-
Ny lasa : nakosina, nakosiko, nakosinao, nakosiny, nakosintsika, nakosinay, nakosinareo, nakosin', nakosin-, nakosim-, nakosi-
Ny hoavy : hakosina, hakosiko, hakosinao, hakosiny, hakosintsika, hakosinay, hakosinareo, hakosin', hakosin-, hakosim-, hakosi-
Filaza mandidy : akoseno

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19