Teny iditra kosina (hosina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitavonana na fihosenana; fiforetahana amin' ny loto; fiarahana, fifankazarana amin' olona tsy mitovy saranga amin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de se salir, de féquenter des gens au-dessous de sa condition ; malpropreté dans sa personne ou dans ses habits [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra kosina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Cosinus [1.13]
Voambolana 

Teny iditra kosina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] (même racine que hasina (2)). Dracaena angustifolia Roxb. (Asparagaceae). L'une des plus vieilles plantes magiques malgaches, commune à Madagascar et aux Îles Mascareignes. Il est à remarquer que tous les « peuples de la mer », de l'Indonésie aux Philippines et de Madagascar à la Polynésie, ont planté symboliquement des dracaena ou des Cordyline (genre très voisin) pour marquer la limite de leurs habitations. [1.196]
Anarana siantifika Dracaena angustifolia
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30