Teny iditra | 1 akosoka |
Fototeny | 2 kosoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Entina mikosoka, na manala loto amin' ny fikosehana mafy: Taolan-katsaka no akosoky ny olona sasany ny lamba sasana |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 akasoko, akosoka, asokako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |