Teny iditra kosoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalana loto amin' ny zavatra iray amin' ny fampandalovana mafy ary matetika borosy na zavatra hafa na ny tanana eo ambony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Gommage [1.13]
Sampanteny 
 

Teny iditra kosoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Paraky kisoka [1.78]
Fanazavàna teny frantsay (comme kisoka. Tabac réduit en poudre et additionné de cendres végétales et d'autres ingrédients habituellement chiqué. Tabac à mâcher. [1.196]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30