Teny iditra | 1 akosoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina mikosoka, na manala loto amin' ny fikosehana mafy: Taolan-katsaka no akosoky ny olona sasany ny lamba sasana |
Fototeny | 4 kosoka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 akasoko, akosoka, asokako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |