|
|
|
|

Teny iditra1  ala olana
Singan-teny  2  ala, olana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] famahana tady mifadiditra
fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2]
Ohatra  6  Ramasy no nahita ny alaolana. [2.472#]
7  Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27#]
Tovy hevitra  8  ala rohana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21