|
|
|
|

Teny iditra1  ala andro
Singan-teny  2  ala, andro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] zavatra atao mba tsy hahatsiarovana ny fahelan' ny andro
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Used in man- and its dependent forms to express play, or waste of time.

Fivaditsoratra  6  ala andro, andalaro, andalora

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21