Teny iditra ala an-tsakasaka
Singan-teny ala ; sakasaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ala mitomandavrina manaraka renirano na lohasaha mando [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Forêt galerie, forêt humide des rivières, forêt hydrophile [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09