Teny iditra | 1 ala faditra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 ala, faditra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] fombafomba entina misoroka na manaisotra ny ratsy (vintandratsy, mosavy, fanahy ratsy) sy ny loza mety haterany |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] Used as follows: miala faditra |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny ala faditra io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |