Teny iditra (1/2) | 1 alafy |
Fototeny | 2 lafy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy voanjobory rehetra terỳ Behandrina |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 alafy |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Zavamaniry mampanolatra fery haingana ny hodiny sy ny raviny (Alafia pauciflora) |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.196] Alafia pauciflora Radlk., Alafia perrieri Jum. et Alafia thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). Lianes à latex riche en saponine, utilisé comme succédané du savon. [Sakalava]
13 [Tankarana] |
Voambolana |
14 Haizavamaniry: ahitra |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 16 afaly, alafi, alafy, falia, fiala, lafia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |