|
|
|
|

Teny iditra1  alaina
Fototeny  2  ala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Raisina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao
5  Angatahina: Halainy ho vady hono ianao raha mety [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be fetched; to be taken, to be summoned, to be called, to be invited; to be chosen, to be preferred. [1.2]
Ohatra  7  nalainy ilay sary. [2.499]
8  vola roa-polo asainy alainareo? [2.293]
9  ny olona kambana, alaina tsy miteny. [2.48]
10  Ka alaovy izay hahasoa azy. [2.48]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny alaina io

Fivaditsoratra  21  alaina, ialana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11