|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : alaina

Ohabolana 1Aza mitonantonana, toy ny hava-nalaina. [2.653 #668]
Aza mitonantonana toy ny havana nalaina. [2.165 #695]
Mitonantonana, toy ny havana alaina. [2.653 #1882]
Dikanteny frantsayNe restez pas à ne rien faire comme un parent (ou ami) que l' on vient de faire chercher, et qui, ou bien ne sait pas ce qu' il y a à faire, ou bien s' en désintéresse. [2.165]

Ohabolana 2Aza ny hafohezan' ny andro no alaina, fa ny halavan' ny taona. [2.415]
Aza ny hafohezan' ny andro no alaina, fa ny halavan' ny taona havarina. [2.165 #792]
Aza ny hafohezan' ny andro no alaina, fa ny halavan' ny taona heverina. [2.415]
Aza ny hajfohezan’ ny andro no alaina, fa ny halavan’ ny taona heverina. [2.653 #692]
Dikanteny frantsayNe considérez pas la brièveté des jours, mais la longueur des années. [2.415 #2700]
Ne considérez pas la brièveté des jours, mais pensez à la longueur de l' année,. [2.165]
Fanazavana frantsayDans l'emploi que vous faites de votre argent. [2.165]
Le sens est qu' il faut être prévoyant. [2.415 #2702]

Ohabolana 3Faka vilon-dRenitalata : ny an-tsobiky tsy misy ka ny an-tongoany no alaina aloha. [2.558]
Faka vilon-dRenitalata : ny an-tsobiky tsy misy, ka ny antongoany no alainy aloha. [2.653 #886]
Manao faka vilon-dRenitalata : ny an-tsobika tsy misy, ka ny atongoany indray iky no alainy aloha. [2.415 #2386]
Dikanteny frantsayRenitalata qui ramasse de l'herbe pour les animaux : il n' y a rien dans sa corbeille et elle va chercher d' abord ce qui est à mettre par-dessus. [2.415 #2386]
Fanazavana frantsayProverbe analogue au français : mettre la charrue avant les boeufs ; se disait aussi des imprévoyants, des dissipateurs. [2.415]

Ohabolana 4Fanambadian-dRainimanafika, ka ny mody tsy alaina mba tsara ihany. [2.558 #1080]
Fanambadian-dRainimanafika : ny mody tsy alaina mba tsara ihany. [2.415 #1368, 2.653]
Dikanteny frantsayFaire comme dans le mariage de Rainimanafika : il vaut mieux laisser la femme revenir d'elle-même. [2.415 #1368]
Fanazavana frantsayCe proverbe fait allusion à une légende ; on le disait à l' homme que son épouse avait abandonné pour retourner chez ses parents ; paroles de consolation, encouragement à ne faire aucune démarche humiliante auprès de la fugitive. [2.415 #1368]

Ohabolana 5Fanambadian' ny Manontalahy, ka ny mody tsy alaina mba tsara ihany. [2.415 #1370, 2.165]
Dikanteny frantsayLe mariage chez les Manontalahy, les femmes divorcées retournent chez leurs maris de leur propre mouvement et ça va bien. [2.165]
Le mariage chez les Manontalahy : les femmes divorcées reviennent chez leurs maris et tout va bien. [2.415 #1370]

Ohabolana 6Izaho tsy mikapa an-tenantenan-taolana, tsy mandrefy hazo mijoro, tsy manintsana ny maintimolaly, tsy manozongozona ny mafy, nefa raha tokony tsy ho afaka izaho alaina. [2.558 #1471]
Izaho tsy mikapa an-tenatena taolana, tsy mandrefy hazo mijoro, tsy manintsana ny maintimolaly, tsy manozongozona ny mafy ; nefa raha tokony tsy ho afaka, izaho alaina. [2.415 #5180, 2.653 #1171]
Dikanteny frantsayJe ne coupe pas l' os par le milieu, je ne mesure pas à la brasse un arbre qui est debout, je ne fais pas tomber ce qui est ancien et noirci par la fumée, je ne secoue pas ce qui est solide ; cependant s' il vous semble que vous ne puissiez pas arriver à bout, appelez-moi. [2.415 #5180]
Fanazavana frantsayJe vous aiderai. [2.415 #5180]

Ohabolana 7Manetsa mahalana: ny ataon’ ny tena ihany no alaina. [2.653]
Manetsa vary mahalana, ka ny atao ihany no idiran' ny fatiantoka. [2.558 #2098]
Manetsa vary mahalana, ka ny atao no alaina. [2.165 #729]
Dikanteny frantsayPlanter son riz trop espacé, et récolter ce qu' on a fait (c. à. d. récolter peu). [2.165]

Ohabolana 8Mitonantonam-poana toy ny hava-nalaina. [2.415 #1105]
Dikanteny frantsayHonteuse comme une parente appelée pour faire le mal. [2.415 #1105]

Ohabolana 9Nahoana no misao-bady voky, ka mampaka-bady noana ? ny mosary ho an' olona, ka alain-ko an-tena. [2.415 #1384, 2.653 #2055]
Nahoana no misao-bady voky ka mampakatra ny noana: ny mosary ho an' olona ka alain-ko an-tena ? [2.558]
Dikanteny frantsayPourquoi vous séparer d' une épouse déjà rassasiée et satisfaite, pour en épouser une nouvelle qui sera forcément affamée et pleine de désirs ? la famine est pour d' autres, et vous la prenez pour vous. [2.415 #1384]
Fanazavana frantsayMaxime pour prêcher la fidélité conjugale. [2.415 #1384]

Ohabolana 10Ny akaiky tsy alaina, fa ny lavitra no anganon-ganoina. [2.415 #1578, 2.558 #2837, 2.653 #2131]
Dikanteny frantsayOn ne prend pas ce qui est près et on affecte de rechercher ce qui est au loin. [2.415 #1578]
Fanazavana frantsaySe disait des jeunes gens qui ne voulaient pas se marier avec les jeunes filles de leur région ou de leur classe. [2.415 #1578]

Ohabolana 11Ny alain' ny vavany maningotra ny tenany, ary ny alain' ny lelany maningotra ny lohany. [2.653 #2142, 2.558]

Ohabolana 12Ny fitia alain' ny maso, raha jeren' ny maso afaka ihany, fa ny fitia alain' ny kibo na hitanam-parango aza tsy afaka. [2.558 #2995]
Ny fitia alain' ny maso, raha jeren' ny maso, afaka ihany ; fa raha fitia alain' ny kibo, na dia itanam-parango aza, tsy afaka intsony. [2.415 #5115, 2.653]
Dikanteny frantsayL' amour recherché par les yeux est satisfait quand les yeux ont regardé ; mais un amour recherché par le coeur, alors même qu' on le tirerait avec un crochet, il ne peut plus sortir. [2.415]
Fanazavana frantsayL'amour est profond au coeur. [2.415]

Ohabolana 13Raha vazo mitovy ihany, ahoana no hita rano. [2.558 #3678]
Raha vazo mitovitovy ihany, dia ny tsy mita rano no akariko ho vady. [2.415 #780, 2.653]
Raha vazo mitovitovy ihany, dia ny tsy mita rano no alaina. [2.415 #1232]
Raha vazo mitovitovy ihany, dia ny tsy mita rano no tsara. [2.165]
Dikanteny frantsayEntre deux femmes de qualités égales, il vaut mieux prendre la plus proche, celle qui n' est pas de l' autre côté de l' eau. [2.415 #1232]
Entre deux maîtresses qui se valent à peu près, je prends pour femme celle que je peux avoir sans passer la rivière. [2.415 #780]
S' il s' agit de deux jeunes filles de condition à peu près égale, je prendrai plutôt celle pour laquelle il n' est pas besoin de traverser l' eau. [2.165]
Fanazavana frantsayEntre deux biens, il faut prendre le plus sûr ou le plus facile. [2.415 #780]
Les choses étant à peu près égales par ailleurs, on choisit toujours la plus facile à faire. [2.165]
Se disait pour le choix d'une maîtresse, ou pour celui d' une fiancée ; sens plus général : entre deux affaires d' égale importance, il faut choisir la plus facile. [2.415 #1232]

Ohabolana 14Sokina anaty voaroy: hitan' ny maso fa sarotra alaina. [2.165 #1213]
Sokina anaty voaroy, ka hitan' ny maso fa sarotra alaina. [2.558 #3917]
Dikanteny frantsayUn hérisson dans les ronces: on le voit, mais il est difficile de l' y aller prendre. [2.165]

Ohabolana 15Sora-damba napetaka amin’ ny maty : tsara tsy azo alaina. [1.147 #S44]

Ohabolana 16Tefy angadin-dRainimanankiarana : ny tsy masaky ny antsoro atao vely manta ; ary nony mivarotra, dia ny masak’ arina ihany no alaina. [2.653]

Ohabolana 17Tongoa mihonkon-drazana tsy alain' ny andriana. [2.415 #399]
Dikanteny frantsayCe sont des impôts et redevances que le souverain ne perçoit pas, parce qu' il accorde aux seigneurs le privilège de les percevoir à sa place. [2.415 #399]

Ohabolana 18Tsy alain' andriana tongoa mihonkona Antehiroka. [2.415 #401]
Dikanteny frantsayChez les Antehiroka le souverain ne perçoit pas certaines redevances et il n' hérite pas des biens de ceux qui meurent sans enfants. [2.415 #401]
Fanazavana frantsayC' était un privilège accordé par le souverain aux gens de ce pays ; on appliquait ce proverbe à tous les privilèges qu' il était difficile de supprimer. [2.415 #401]

Ohabolana 19Vidian-tsy azo, ka alai-mora foana. [2.558 #4948]
Vidin-tsy azo, alaina mora foana. [2.165 #1186]
Vidin-tsy azo, ka alai-mora foana. [2.653 #3673]
Dikanteny frantsayQu' on ne peut pas acheter, mais qu' il est facile d' obtenir par un autre moyen. [2.165]
Fanazavana frantsayC'est à dire en le demandant). [2.165]

Ohabolana 20Vorontsiloza : tsy loza, nefa, raha alaina loza ihany. [2.558 #5049, 2.653]

Fizahan-teny