Teny iditra alaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny ala ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as aka, maka. (Prov.) With pronominal suffices, as alako, it means, I do not know. (Prov.) Same as asa. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Je n'en sais rien. Cf. vàlaka. [1.19]
Sampanteny 

Teny iditra alàka (laka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Samy enti-milaza ny vatom-panorona akisaka ho eo amin' ny laka: Alakao (na lakao) itỳ vatonao atsimo itỳ [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : alàka, alàko, alàkao, alàny, alàtsika, alàkay, alàkareo, alàk', alà-
Ny lasa : nalàka, nalàko, nalàkao, nalàny, nalàtsika, nalàkay, nalàkareo, nalàk', nalà-
Ny hoavy : halàka, halàko, halàkao, halàny, halàtsika, halàkay, halàkareo, halàk', halà-
Filaza mandidy : alakao
Tovy hevitra lakaina

Teny iditra alaka
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy Fototeny tsy hita afatsy amin' ireto fomba fiteny ireto: mialaka bontana, mialaka mantsina. [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19