Teny iditra alalina (lalina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-mampitombo, manalehibe: Hoby sy horakoraka no nalalin' ny vahoaka ny fandresen' ny miaramila [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : alalina, alaliko, alalinao, alaliny, alalintsika, alalinay, alalinareo, alalin', alalin-, alalim-, alali-
Ny lasa : nalalina, nalaliko, nalalinao, nalaliny, nalalintsika, nalalinay, nalalinareo, nalalin', nalalin-, nalalim-, nalali-
Ny hoavy : halalina, halaliko, halalinao, halaliny, halalintsika, halalinay, halalinareo, halalin', halalin-, halalim-, halali-
Filaza mandidy : alalino

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19