| Teny iditra | 1 halalina |
| Fototeny | 2 lalina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra (rano, hady) tsy marivo; toetran' ny hevitra na saina saro-takarina
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5 halalinana |
| Tohi-kevitra | 6 harivo |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | halalina, 8 lahalina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|