Teny iditra | alalina (lalina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-mampitombo, manalehibe: Hoby sy horakoraka no nalalin' ny vahoaka ny fandresen' ny miaramila [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | alalina, alilana, ilalana, lailana, lalaina, laniala |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |