Teny iditra ala maizina (ala, aizina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ala matevina tsy tratran'ny tanamasoandro ny fotony [SLP 1986]
Fandikana anglisy A dense forest. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay forêt ombrophile [SLP 1986]
 (de aizina = ténèbres, obscurité) forêt intacte épaisse, très élevée. C'est la grande forêt de la côte Est. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31