Teny iditra | 1 alampatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atsotra, avalampatra, atao mivalandotra: Nalampatra teo ambony ahimaitso ny marary |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be stretched out at length. Used of the legs |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] à étendre |
Fototeny | 6 lampatra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |