Teny iditra alanalana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fombana ny atsy na ny aroa, tsy fifandraisana na amin' ny an-kilany na amin' ny andaniny
¶ Fiolonolonana, tsy firaisana amin' ny maro fa fihatakatahana mitokantokana irery [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the waiting unenquired of, as in a trial when one party does not appear to vindicate his cause. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Endriteny 
alanalana
alanalako
alanalanao
alanalany
alanalantsika
alanalanay
alanalanareo
alanalan'
alanalan-
alanalam-
alanala-
Fitovian-keviteny halangalana

2013/09/11