|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mialanalana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mihataka, tsy mikasika, mitokana ho azy: Mialanalana aho raha ny amin' io raharaha io
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to wait for the appearance of the other party in a trial.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] s'isoler, être isolé ou mis de côté; être neutre
Fototeny  6  alanalana
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mialanalàna
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mialanalana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2]
Fototeny  14  alanalana

Fivaditsoratra  15  ialanalanam, manala liana, mialanalàna, mialanalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28