|
|
|
|

Teny iditra1  alanalana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy fombana ny atsy na ny aroa, tsy fifandraisana na amin' ny an-kilany na amin' ny andaniny
4  Fiolonolonana, tsy firaisana amin' ny maro fa fihatakatahana mitokantokana irery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the waiting unenquired of, as in a trial when one party does not appear to vindicate his cause. [1.2]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31