Teny iditra | ![]() |
ala nenina (ala, nenina) |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana, fanaovana izay tsy hisian' ny nenina [Rajemisa 1985] | |
Famaritana anglisy | freedom from regret or remorse. See ala fo, and afa-nenina. [Richardson 1885] | |
Famaritana frantsay | action de faire le possible pour en avoir le coeur net [Abinal 1888] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny ala nenina io | |
Nohavaozina tamin' ny 2016/04/02 |
![]() |