Teny iditra ala nenina
Singan-teny ala ; nenina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana, fanaovana izay tsy hisian' ny nenina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Freedom from regret or remorse. See ala fo, and afa-nenina. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Action de faire le possible pour en avoir le coeur net [1.3]
Ohatra 
1Be rahateo ny lany tamin' ny alanenina farany ho fitanana ny ain-dRainitoandro; [2.470]
2Efa hitantsika, raha ny amin' ny mpanandro, fa na tenany na ny olona dia samy tsy nisy tena natoky marina izay fanandroana: alanenina, ka natao! [2.296]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21