Teny iditra | 1 alanto |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Alamina, alahatra: Alantoy tsara ireto entako ireto Atao mirindra tsara, atao tsara lahatra: Nalanton' ny mpikabary tsara ny teniny ka nikoy ny mpihaino rehetra |
Fototeny | 4 lanto |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 alanto, latona, natola, taolan, tolana, tolàna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/13 |
![]() |