Teny iditra lanto
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rindra, filaminana; fanamboarana ny zavatra hilahatra; fandaharana tsy hiparitaka sy tsy hikorontana. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy order, arrangement [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay ordre, arrangement [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31