Teny iditra ala ondrana (ala)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fombafomba analana ny sampona raha misy mivady mpihavana akaiky [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Used in the following: alan-ondrana [Richardson 1885]

2009/11/07