|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ondrana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  fandehanana na fampandehanana miampita amin'ny lakana na sambo; fandefana entana na zavatra ho eny am-pita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  embarquement [1.3, 1.5]
10  action d'embarquer [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  ondrana
Sokajin-teny  13  anarana
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17  Fahadonendrina, toetran' ny olona donendrina, taraiky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18  simplicité, imbécilité, bêtise
19  consanguinité qui empêche le mariage [1.3]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  21  anandro, an-draño, andrano, Androna, androna, androña, ondrana

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/19