|
|
|
|

Teny iditra1  alatsaka
Fototeny  2  latsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ampidinina ao anaty lavaka, ampidinina avy ambony: Nalatsaka ny vatofantsika dia tsy nihetsika ny sambo
Ahintsana mba hianjera, hiraraka: Alatsaho ireo voankazo ireo
Apetraka, arafitra: Nalatsany tsara ve ny biriky?
Aiditra: Alatsaho amin' io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao ~ Nalatsaka tao an-tranomaizina izy tamin' ny alarobia
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be dropped, to be let down; to be put down, as bricks; to be entered, as above; to be reduced in priced; to be flattered
6  [1.7] to be cast down; to be enrolled
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on fait tomber; qu'on enrôle, qu'on pose
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11