| Teny iditra | 1 Alatsara |
| Singan-teny | 2 ala, 3 tsara |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
5 Tamin'ny voalohany dia lasan'Andrianonibe I i Alatsara.
[2.508#323]
6 Nanafika tany Midongy andrefana sy tany Alatsara avaratr'Ambohimahasoa izy. [2.508#318] 7 Nanafika nianatsimo koa izy ka nahazo an'i Vohitsafy, izay novany anarana hoe Alatsara. [2.508#320] 8 Kanjo taty aoriana dia resin' Andriambelonandro indray izy ka lasan'i Vohibato ihany Alatsara, mbamin'i Avomalaza, Ambohitravo andrefana, Angavo, Fihaika ary Alasora ary efa niomana haka an'Anosa koa indray. [2.508#323] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|