Teny iditra (1/2) | 1 alaza |
Fototeny | 2 laza |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza ny zavatra lazaina: inona avy no nalazany? 5 torina, ampangaina: Nalazany tamin' ny rainy ilay zazalahy nihetraketraka azy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a word only used by children and country people for lazaina [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 à dire [1.3] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 alaza |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 kary [Taimoro]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 animal voisin du fosa, tigré comme lui (au contraire du rangòka), qui est de pelage uni), sans doute de la famille des Viverridés; taille d'un chat (inférieure à celle du fanaloka), queue plus longue que celle du fanaloka [1.6] |
Voambolana |
16 Haibiby: mampinono |
Tsipelina hafa | 17 halaza |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |