Teny iditra alemaina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Ohatra 
1ao koa ny teny anglisy, ary ny teny alemaina, sy espagnòla. [2.332]
2Lalàna vitsy, fanjakana tsara », hoy ny ohabolana alemaina izay. [4.26]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: allemand.

Teny iditra Alemaina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Germany [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Allemagne [1.13]
Ohatra Hilaozana i Alemaina. [2.356]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: Allemagne.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/02