Teny iditra | alikalika (alika) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | alika | |||||||||||||||
Teny iditra | alikalika (alika) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Dongadonga, botrabotra (fampiasa amin' ny zazakely) [1.1] | |||||||||||||||
Ohatra | Alikalika kely amin' ny fihetsiny sy mahafatifaty aoka izany amin' ny endriny monamonany ilay bitika amin' izay.
[2.470] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | alikalika, kilailaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08 |