|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mialikalìka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manao toetra na fiainan' alika, ratsy toetra, ratsy fiaina
Fototeny  4  alikalika

Teny iditra (2/2)5  mialikalika
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Miangentsangentsana, sarotsarotiny
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] to be too familiar with others, to assume impertinent airs.
Fototeny  9  alikalika
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  13  ialikalikam, mialikalika, mialikalìka

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28