Teny iditra | 1 alim-pahana |
Singan-teny | 2 alina, fahana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fotoana ipetrahan' ny fahana ao anaty basy fotoana iomanana sy ikenonkenonana alohan' ny fanasana fotoana iandrasan' ny vahiny ny sakafo aroso azy |
Fivaditsoratra | 5 alim-pahana, hampalanay, hanampalia, pahalaniam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |