Teny iditra | 1 alin-tsara |
Singan-teny | 2 alina, tsara |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] [Tambahoaka]
Alina farany amin' ny fankalazana ny hasoavana, izay lanina amin' ny hira sy dihy; miari-tory daholo ny olona rehetra ary fadina ny firaisana ara-nofo |
Fivaditsoratra | 5 alin-tsara, nalasitra, nasilatra, salanitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |