Teny iditra alitara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Orina vato avoavo marin-tampona voavoatra hametrahana sy hanolorana ny sorona amin' ny fanompoam-pivavahana (jereo otely) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy an altar. [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay autel [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: altar.
Mpitovy hevitra otely
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31