Teny iditra | otely | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Latabatra anaovana ny fisoronan' ny lamesa ao an-trano leglizy [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: autel. | |
Teny mitovy hevitra | alitara | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |