Teny iditra alitara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Orina vato avoavo marin-tampona voavoatra hametrahana sy hanolorana ny sorona amin' ny fanompoam-pivavahana (jereo otely) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An altar. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Autel [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra otely
Ny fihaviany Anglisy: altar.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30