Teny iditra (1/5) | 1 aloalo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsanganan-kazo fisaka voasokitra atao haingom-pasana any amin' ny foko Mahafaly (ny ahitana azy betsaka dia eo anelanelan' ny ony Onilahy sy ny tanànan' i Beloha) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a grave ornament carved from wood (southwest). |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] ornement de tombeau en bois (sud-ouest). |
Ohatra |
6 [2.508#] Nony maty anefa Rasomotrarindrano, dia nantsoina ny vahoakan'i Vohimena (izay noheverina fa efa lovan'Andrianantara II) mba hanao levenana (fanaovana aloalo sy vatomasina), kanefa nandà i Vohimena. |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 8 aloalo |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Teny fampiasa indrindra amin' ny asan' ny fanenomana: aloalompoly |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/5) | 12 aloalo |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Taimoro]
matoatoa 15 [1.78] [Sihanaka] aloka, fanahy |
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny aloalo io |
Teny iditra (4/5) | 17 aloalo |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
19 [1.2] a fosse, a ditch, a precipice. (Prov.) |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.19] [Tankarana]
précipice. |
Tovy hevitra | 21 alo |
Teny iditra (5/5) | 22 aloalo |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.78] [Taisaka, Bara]
Ako |
Fivaditsoratra | 25 aloalo, laolao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |