Teny iditra aloalom-poly (aloalo, foly)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ireo fatotra anasarahana ny ira hotenomina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [foly, a hank.] A tie used in separating the hanks of yarn. [Richardson 1885]

2009/12/09