Teny iditra | alofana (aloka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin' ny herin' ny andro [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be sheltered; to be overshadowed [1.2, 1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on abrite, qu'on met à l'ombre [1.8] | ||||||||
Ohatra | Kafe alofana albizià ny eny afovoany.
[2.117] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ala fano, alofana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |