Teny iditra | 1 alofo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ilazana ny omby natao loto na novonoina raha nisy maty taloha: Omby valo no nalofo tamin' ny nahafatesan' Itompokolahy Ranona |
Ohatra |
4 [1.436#] Manavinavy aho ity, ka raha tahiny aho dia lasa, dia afeno ato Ambatomanoina, ary ataovy ho ny omby alofo ahy afa-tsy izay omen' ny olona. |
Fototeny | 5 lofo |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny alofo io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |